|
|
|
|

Entry1  tsy laitra anarina
Elementary words  2  tsy laitra, 3  anarina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  enti-milaza olona tsy miraharaha izay teny fananarana atao aminy [1.1]
Synonyms  6  tsy laitra rarana, tsy laitra tenenina, tsy laitra toroana

Updated on 2025/09/12